Joshua 9:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy izy tamin’i Josoa: Mpanomponao izahay. Ary hoy i Josoa taminy: Iza moa ianareo, ary avy aiza?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ireo tamin’i Jôsoe: «Mpanomponao izahay.» Ary hoy i Jôsoe taminy: «Iza moa ianareo, ary avy aiza?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ireo tamin’i Josoa: –Manolo-tena hanompo anao izahay! I Josoa kosa nanontany azy hoe: –Fa iza moa ianareo ary avy aiza?
Malagasy Bible 1865
Fa hoy izy tamin'i Josoa: Mpanomponao izahay. Ary hoy Josoa taminy: Iza moa ianareo, ary avy aiza?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy izy tamin’i Josoa: Mpanomponao izahay. Ary hoy i Josoa taminy: Iza moa ianareo, ary avy aiza?
malagasy
Fa hoy izy tamin'i Josoa: Mpanomponao izahay. Ary hoy Josoa taminy: Iza moa ianareo, ary avy aiza?