Jude 1:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hahita loza izy! Fa ny lalan’i Kaina no nandehanany; tamin’ny lalan-dison’i Balama no nihazakazahany mba hahazoany tamby, ary ny fikomian’i Kora no naharingana azy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mila loza ireo, fa tafiditra amin’ny lalan’i Kaina izy, sy tafahitsoky ny tamby amin’ny hadisoan’i Balaama, ary nanary tena amin’ny fikomian’i Kôre.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hahita loza ireo, fa nizotra tamin’ny lalana efa nizoran’i Kaina, nihitsoka tamin’ny hadisoana efa nahavoa an’i Balahàma mba hahazoana tamby, ary efa ringana tamin’ny fikomiana nataony toy ny naharingana an’i Kôrà.
Malagasy Bible 1865
Hahita loza izy! fa efa nandeha tamin'ny lalan'i Kama, sady efa nimaona fatratra hanaraka ny fahadisoan'i Balama hahazoany tamby, ary efa ringana tamin'ny fiodinan'i Kora izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hahita loza izy! Fa ny lalan’i Kaina no nandehanany; tamin’ny lalan-dison’i Balama no nihazakazahany mba hahazoany tamby, ary ny fikomian’i Kora no naharingana azy!
malagasy
Hahita loza izy! fa efa nandeha tamin'ny lalan'i Kama, sady efa nimaona fatratra hanaraka ny fahadisoan'i Balama hahazoany tamby, ary efa ringana tamin'ny fiodinan'i Kora izy.