Jude 1:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
onjan-dranomasina mitopatopa mamorivory ny asa mahamenatra ataony, kintana mifindrafindra ka voatahiry ho azy mandrakizay ny haizina mikitroka!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
onjan-dranomasina misamboaravoara, mandoa vorin’ny fahafaham-baràka ho azy; ary kintana mirenireny, fiandrin’ny haizim-pito mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
toy ny onjan-dranomasina misamboaravoara ka mamorivory henatra vokatry ny ataony; toy ny tain-kintana mirenireny, ka voatahiry mandrakizay ho an’ny haizina mangitsokitsoka.
Malagasy Bible 1865
onjan-dranomasina mitopatopa mamorivory ny fahamenarany; kintana mifindrafindra, ka voatahiry ho azy mandrakizay ny fahamaintisan'ny maizina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
onjan-dranomasina mitopatopa mamorivory ny asa mahamenatra ataony, kintana mifindrafindra ka voatahiry ho azy mandrakizay ny haizina mikitroka!
malagasy
onjan-dranomasina mitopatopa mamorivory ny fahamenarany; kintana mifindrafindra, ka voatahiry ho azy mandrakizay ny fahamaintisan'ny maizina.