Jude 1:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Enoka koa, ilay fahafito nandimby an’i Adama, dia efa naminany ny amin’ireny olona ireny ka nilaza hoe: «Indro, tonga NY TOMPO mbamin’ny masiny tsy omby alinalina
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo koa no efa novinanin’i Enôka, ilay fahafito avy amin’i Adama, hoe: «Indro avy ny Tompo, omban’ny olo-masiny tsy tambo isaina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Henôka, ilay taranaka fahafito nandimby an’i Adama, dia efa naminany koa ny amin’ireo olona ireo, ka nilaza hoe: «Indro tonga ny Tompo, otronin’ny anjely masiny tsy tambo isaina,
Malagasy Bible 1865
Ary Enoka koa, ilay fahafito nandimby an'i Adama, dia efa naminany ny amin'ireny olona ireny ka nanao hoe: "Indro, tonga Jehovah mbamin'ny masiny tsy omby alinalina
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Enoka koa, ilay fahafito nandimby an’i Adama, dia efa naminany ny amin’ireny olona ireny ka nilaza hoe: «Indro, tonga NY TOMPO mbamin’ny masiny tsy omby alinalina
malagasy
Ary Enoka koa, ilay fahafito nandimby an'i Adama, dia efa naminany ny amin'ireny olona ireny ka nanao hoe: "Indro, tonga Jehovah mbamin'ny masiny tsy omby alinalina