Jude 1:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hanao fitsarana amin’ny rehetra sy hampiaiky ny olona rehetra ny asan’ny haratsiam-panahy rehetra, izay nataony tamin’ny haratsiam-panahiny sy ny teny henjana rehetra izay nanoheran’ny mpanota ratsy fanahy Azy.»
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hitsara ny olona tsy an-kanavaka: hampiharihary ny halozan’ny asa ratsy rehetra nataon’ny ratsy fanahy, sy ny haratsian’ny teny rehetra nanevatevan’ny mpanota mankahala ny fivavahana an’Andriamanitra»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hitsara ny olona rehetra; ka hampiaiky ny ratsy fanahy rehetra Izy noho ny asa ratsy rehetra mbamin’ny teny ratsy rehetra nataon’ireo mpanota ratsy fanahy ireo hanoherana ny Tompo.»
Malagasy Bible 1865
hitsara ny olona rehetra sy hampiaiky ny olona ratsy fanahy rehetra ny asan'ny haratsiam-panahy rehetra, izay nataony tamin'ny haratsiam-panahiny sy ny teny sarotra rehetra izay nitenenan'ny mpanota ratsy fanahy hanohitra Azy."
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hanao fitsarana amin’ny rehetra sy hampiaiky ny olona rehetra ny asan’ny haratsiam-panahy rehetra, izay nataony tamin’ny haratsiam-panahiny sy ny teny henjana rehetra izay nanoheran’ny mpanota ratsy fanahy Azy.»
malagasy