Jude 1:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo dia mpimonomonona sy mpimenomenona, olona mandeha araka ny filany; ny vavany dia manao teny miavonavona tafahoatra, ary mandoka olona mba hahazoany zavatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Olona mpimonjomonjo lava izy ireo, tsy mionona amin’ny anjarany na oviana na oviana, manaraka ny danin’ny kibony hatrany hatrany, miavonavom-piteny izaitsizy, ary mandoka ny sasany mba hahazoany vola.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo mpampianatra sandoka ireo dia mpimonomonona sy mpimoimoy lava, sady miaina araka ny filàndratsiny no miavonavom-piteny, ka mandoka olona mba hahazoany tombon-tsoa.
Malagasy Bible 1865
Ireo dia mpimonomonona sy mpimoimoy, mandeha araka ny filany (ary ny vavany manao teny miavonavona loatra) ka mandoka olona mba hahazoany zavatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo dia mpimonomonona sy mpimenomenona, olona mandeha araka ny filany; ny vavany dia manao teny miavonavona tafahoatra, ary mandoka olona mba hahazoany zavatra.
malagasy
Ireo dia mpimonomonona sy mpimoimoy, mandeha araka ny filany (ary ny vavany manao teny miavonavona loatra) ka mandoka olona mba hahazoany zavatra.

Recommended Reading