Jude 1:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ianareo kosa, ry malala, dia tsarovinareo ny teny voalazan’ny Apostolin’i Jesosy Kristy Tompontsika fahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ianareo kosa, ry malala, dia tsarovy ny teny voalazan’ny Apôstôlin’i Jesoa Kristy Tompontsika fahiny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo kosa, ry hava-malala, tsarovy ny teny efa nolazain’ireo apôstôlin’i Jesoa Kristy Tompontsika;
Malagasy Bible 1865
Fa tsarovinareo, ry malala, ny teny voalazan'ny Apostolin'i Jesosy Kristy Tompontsika fahiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ianareo kosa, ry malala, dia tsarovinareo ny teny voalazan’ny Apostolin’i Jesosy Kristy* Tompontsika fahiny.
malagasy
Fa tsarovinareo, ry malala, ny teny voalazan'ny Apostolin'i Jesosy Kristy Tompontsika fahiny;