Jude 1:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no mahatonga fisarahana, dia olona araka ny nofo ihany, tsy manana ny Fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hitarika fitokotokoana, dia olona ara-batana, fa tsy mba manana ny Fanahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo mpampianatra sandoka ireo no mahatonga fisaratsarahana, satria entin’ny maha olombelona ihany fa tsy mba manana ny Fanahin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ireo no mahatonga fisarahana, dia olona araka ny nofo ihany, fa tsy mba manana ny Fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no mahatonga fisarahana, dia olona araka ny nofo ihany, tsy manana ny Fanahy.
malagasy
Ireo no mahatonga fisarahana, dia olona araka ny nofo ihany, fa tsy mba manana ny Fanahy. [ Na: tsy mba manana fanahy]