Jude 1:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampitomboina ho anareo anie ny famindrampo sy ny fiadanana ary ny fitiavana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ho feno anie ny famindram-po sy fiadanana ary ny fitiavana nomena anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hampitomboina ao aminareo anie ny famindrampo sy ny fiadanana ary ny fitiavana!
Malagasy Bible 1865
hampitomboina ho anareo anie ny famindram-po sy ny fiadanana ary ny fitiavana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampitomboina ho anareo anie ny famindrampo sy ny fiadanana ary ny fitiavana!
malagasy
hampitomboina ho anareo anie ny famindram-po sy ny fiadanana ary ny fitiavana.