Jude 1:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ianareo kosa, ry malala, dia ataovy izay handrosoanareo amin’ny finoanareo masina indrindra ka mivavaha ao amin’ny Fanahy Masina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ianareo, ry malala, hiorina mafy amin’ny fototry ny finoanareo masina indrindra, hivavaka amin’ny alalan’ny Fanahy Masina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo kosa, ry hava-malala, ataovy izay handrosoanareo amin’ny finoana masina indrindra efa anananareo, ka mivavaha ombàn’ny herin’ny Fanahy Masina;
Malagasy Bible 1865
Fa ianareo kosa, ry malala, dia ataovy izay handrosoanareo amin'ny finoanareo masina indrindra, ka mivavaha ao amin'ny Fanahy Masina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ianareo kosa, ry malala, dia ataovy izay handrosoanareo amin’ny finoanareo masina indrindra ka mivavaha ao amin’ny Fanahy Masina;
malagasy
Fa ianareo kosa, ry malala, dia ataovy izay handrosoanareo amin'ny finoanareo masina indrindra, ka mivavaha ao amin'ny Fanahy Masina;