Jude 1:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tahirizo ao amin’ny fitiavan’Andriamanitra ny tenanareo, eo am-piandrasana ny famindrampon’i Jesosy Kristy Tompontsika ho amin’ny fiainana mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hitahiry tena amin’ny fitiavana an’Andriamanitra, ary hiankina amin’ny famindram-pon’i Jesoa Kristy Tompontsika, mba hahazo ny fiainana mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mitahiriza tena ao amin’ny fitiavan’Andriamanitra, ka mahandrasa ny famindrampon’i Jesoa Kristy Tompontsika hahazoanareo fiaina-maharitra mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
ary tehirizo ny tenanareo ao amin'ny fitiavan'Andriamanitra, miandry ny famindram-pon'i Jesosy Kristy Tompontsika ho fiainana mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tahirizo ao amin’ny fitiavan’Andriamanitra ny tenanareo, eo am-piandrasana ny famindrampon’i Jesosy Kristy Tompontsika ho amin’ny fiainana mandrakizay.
malagasy
ary tehirizo ny tenanareo ao amin'ny fitiavan'Andriamanitra, miandry ny famindram-pon'i Jesosy Kristy Tompontsika ho fiainana mandrakizay.