Jude 1:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny sasany kosa dia sarihana avy amin’ny afo no famonjenareo azy; ary ny sasany indray dia amindrao fo amin-tahotra ka mankahalà na dia ny akanjo voapentimpentin’ny nofo aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
afaho amin’ny afo no famonjy ny sasany; ary ny sasany indray amindrao fo, fa amin-tahotra, ka ankahalao na hatramin’ny akanjo voaloton’ny nofo aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny sasany indray, sariho ho afaka amin’ny afo no famonjy azy; ary ny sasany kosa amindrao fo, saingy mitandrema tsara ka ankahalao na dia ny akanjo voaloton’ny maha olona mpanota azy aza.
Malagasy Bible 1865
ary ny sasany kosa sariho avy amin'ny afo no famonjy azy; ary ny sasany indray amindrao fo amin-tahotra, ka mankahalà na dia ny akanjo voapentimpentin'ny nofo aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny sasany kosa dia sarihana avy amin’ny afo no famonjenareo azy; ary ny sasany indray dia amindrao fo amin-tahotra ka mankahalà na dia ny akanjo voapentimpentin’ny nofo aza.
malagasy
ary ny sasany kosa sariho avy amin'ny afo no famonjy azy; ary ny sasany indray amindrao fo amin-tahotra, ka mankahalà na dia ny akanjo voapentimpentin'ny nofo aza.