Jude 1:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny anjely izay tsy nitana ny anjara fanapahany fa nandao ny fonenany dia nohazoniny amin’ny fatorana mandrakizay ao amin’ny maizina ho amin’ny andro fitsarana lehibe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny Anjely tsy nahatana ny fiamboniany fa nitsoa-ponenana, dia tanany am-patorana mandrakizay ao anatin’ny haizina, sy tahiriziny ho amin’ny andro fitsarana lehibe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ny anjely izay tsy nitana ny fiamboniana nomena azy fa nandao ny fonenany, dia tazonin’ny Tompo am-patorana mandrakizay ao anaty haizina mandra-pahatongan’ny andro lehibe hanamelohana azy;
Malagasy Bible 1865
Ary ny anjely izay tsy nitana ny anjara-fanapahany, fa nandao ny fonenany, dia voahazony amin'ny fatorana mandrakizay ao amin'ny maizina ho amin'ny andro fitsarana lehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny anjely izay tsy nitana ny anjara fanapahany fa nandao ny fonenany dia nohazoniny amin’ny fatorana mandrakizay ao amin’ny maizina ho amin’ny andro fitsarana lehibe.
malagasy
Ary ny anjely izay tsy nitana ny anjara-fanapahany, fa nandao ny fonenany, dia voahazony amin'ny fatorana mandrakizay ao amin'ny maizina ho amin'ny andro fitsarana lehibe.