Jude 1:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Mikaela arikanjely aza, raha niady tamin’ny devoly ka nifandìtra ny amin’ny fatin’i Mosesy dia tsy sahy niteny ratsy hanameloka azy, fa hoy izy: «Hananatra anao anie NY TOMPO!»
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanefa na i Misely Arkanjely aza, raha niady tamin’ny devoly, nifanditra taminy ny amin’ny fatin’i Môizy, dia tsy sahy nanameloka azy tamin’ny teny fanozonana, fa izao fotsiny no nataony: Hofaizin’ny Tompo anie ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa na i Mikaela arkanjely aza, raha niady tamin’ny devoly ka nifanditra momba ny fatin’i Mosesy, dia tsy sahy nanevateva nanameloka ny devoly fa nanao taminy hoe: «Aoka hofaizin’ny Tompo ianao!»
Malagasy Bible 1865
Fa Mikaela arikanjely aza, raha niady tamin'ny devoly ka nifanditra ny amin'ny fatin'i Mosesy, dia tsy sahy niteny ratsy hahameloka azy, fa hoy izy: "Hananatra anao anie Jehovah".
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Mikaela arikanjely aza, raha niady tamin’ny devoly ka nifandìtra ny amin’ny fatin’i Mosesy dia tsy sahy niteny ratsy hanameloka azy, fa hoy izy: «Hananatra anao anie NY TOMPO!»
malagasy
Fa Mikaela arikanjely aza, raha niady tamin'ny devoly ka nifanditra ny amin'ny fatin'i Mosesy, dia tsy sahy niteny ratsy hahameloka azy, fa hoy izy: "Hananatra anao anie Jehovah".