Judges 1:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niala tao izy ka nandeha hiady tamin’ny mponina tany Debira izay nantsoina hoe Kiriata-Sefera taloha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy eo dia nandroso hiady tamin’ny mponina tao Dabira, izay nantsoina fahiny hoe Kariata-Sefera.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy tao Hebrôna izy no nandeha namely ny mponina tao Debîra izay nantsoina hoe Kiriata-Sefera tamin’izany fotoana izany.
Malagasy Bible 1865
Dia niala tao izy ka nandeha hiady amin'ny mponina any Debira (Kiriata-sefera no anaran'i Debira taloha).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niala tao izy ka nandeha hiady tamin’ny mponina tany Debira izay nantsoina hoe Kiriata-Sefera taloha.
malagasy
Dia niala tao izy ka nandeha hiady amin'ny mponina any Debira (Kiriata-sefera no anaran'i Debira taloha).