Judges 1:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Kaleba: Izay manafika an’i Kiriata-Sefera ka mahazo azy dia homeko azy i Aksa zanako vavy ho vadiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Kaleba: «Homeko an’i Aksà zanako vavy ho vadiny, izay mamely ka mahafaka an’i Kariata-Sefera.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Kaleba hoe: «Izay mandresy an’i Kiriata-Sefera ka mahazo azy dia homeko azy i Haksà zanako vavy ho vadiny.»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Kaleba: Izay mamely an'i Kiriata-sefera ka mahafaka azy dia homeko azy Aksa zanako-vavy ho vadiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Kaleba: Izay manafika an’i Kiriata-Sefera ka mahazo azy dia homeko azy i Aksa zanako vavy ho vadiny.
malagasy
Ary hoy Kaleba: Izay mamely an'i Kiriata-sefera ka mahafaka azy dia homeko azy Aksa zanako-vavy ho vadiny.