Judges 1:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Otniela, zanakalahin’i Kenaza, zandrin’i Kaleba, no nahazo azy ka nomeny azy ho vadiny i Aksa zanany vavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia Otoniela zanak’i Keneza, zandrin’i Kaleba, no nahafaka azy, ka nomen’i Kaleba ho vadiny i Aksà zanany vavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Hôtniela, zanakalahin’i Kenaza izay zandrin’i Kaleba, no nahazo ny tanàna; koa nomen’i Kaleba azy i Haksà zanany vavy ho vadiny.
Malagasy Bible 1865
Ary Otniela, zanakalahin'i Kenaza, zandrin'i Kaleba, no nahafaka azy; ka dia nomeny azy Aksa zananivavy ho vadiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Otniela, zanakalahin’i Kenaza, zandrin’i Kaleba, no nahazo azy ka nomeny azy ho vadiny i Aksa zanany vavy.
malagasy
Ary Otniela, zanakalahin'i Kenaza, zandrin'i Kaleba, no nahafaka azy; ka dia nomeny azy Aksa zananivavy ho vadiny.