Judges 1:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa voampakatra Ravehivavy dia nampirisika ny lahy hangataka saha tamin’ny rainy. Dia niala haingana tamin’ny borikiny izy ka hoy i Kaleba taminy: Inona moa no ilainao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandeha tany amin’i Otoniela izy, dia namporisika azy hangataka saha amin-drainy. Niala tamin’ny ampondrany razazavavy, ka hoy i Kaleba taminy: «Maninona ianao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tonga teo anilan’i Hôtniela razazavavy, dia notoroany hevitra mba hangataka saha amin’ny rainy. Vao nidina niala tamin’ny borikiny kosa i Haksà, dia nanontanian’i Kaleba ny amin’izay ilainy;
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa voampakatra ravehivavy, dia nanome vava ny lahy hangataka saha tamin-drainy; dia niala faingana tamin'ny borikiny izy, ka hoy Kaleba taminy: Inona moa no ilainao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa voampakatra Ravehivavy dia nampirisika ny lahy hangataka saha tamin’ny rainy. Dia niala haingana tamin’ny borikiny izy ka hoy i Kaleba taminy: Inona moa no ilainao?
malagasy
Ary rehefa voampakatra ravehivavy, dia nanome vava ny lahy hangataka saha tamin-drainy; dia niala faingana tamin'ny borikiny izy, ka hoy Kaleba taminy: Inona moa no ilainao?