Judges 1:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia azon’i Joda i Gaza mbamin’ny faritra manodidina azy sy i Askelona mbamin’ny faritra manodidina azy ary i Ekrona mbamin’ny faritra manodidina azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Afak’i Jodà koa i Gazà mbamin’ny faritaniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia nalain’ny olon’i Joda koa ny tanàna Gazà sy Askelôna ary Hekrôna mbamin’ireo faritra manodidina azy avy.
Malagasy Bible 1865
Dia afak'i Joda Gaza sy ny sisin-taniny an Askelona sy ny sisin-taniny ary Ekrona sy ny sisin-taniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia azon’i Joda i Gaza mbamin’ny faritra manodidina azy sy i Askelona mbamin’ny faritra manodidina azy ary i Ekrona mbamin’ny faritra manodidina azy.
malagasy
Dia afak'i Joda Gaza sy ny sisin-taniny an Askelona sy ny sisin-taniny ary Ekrona sy ny sisin-taniny.