Judges 1:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO nomba an’i Joda ka azony ny havoana; nefa tsy naharoaka ireo mponina teny amin’ny tany lemaka izy satria nanana kalesy vy fitondra miady ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nomba an’i Jodà i Iaveh ka lasany ny tendrombohitra; tsy voaroakany anefa ny mponina amin’ny tany lemaka; fa nanan-kalesy vy ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO mihitsy no efa nomba ny olon’i Joda tamin’izany, ka azony ny faritra be tendrombohitra. Nefa tsy voaroakany ireo mponin’ny tany lemaka, satria nanana kalesy vy ireny.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah nomba an'i Joda, ka dia azony ny tany havoana; nefa tsy naharoaka ny mponina teny amin'ny tany lemaka izy, satria nanana kalesy vy ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO nomba an’i Joda ka azony ny havoana; nefa tsy naharoaka ireo mponina teny amin’ny tany lemaka izy satria nanana kalesy vy fitondra miady ireny.
malagasy
Ary Jehovah nomba an'i Joda, ka dia azony ny tany havoana; nefa tsy naharoaka ny mponina teny amin'ny tany lemaka izy, satria nanana kalesy vy ireny.