Judges 1:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy NY TOMPO: I Joda no hiakatra; indro, efa nanolotra ny tany ho eo an-tanany Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny navalin’i Iaveh: «I Jodà no hananika; indro efa natolotro eo an-tanany ny tany».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly azy ny TOMPO hoe: –Ny vatan-dehilahy amin’ny fokon’i Joda, fa hatolotro azy ny tany.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jehovah: Joda no hiakatra; indro, efa nanolotra ny tany ho eo an-tànany Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy NY TOMPO: I Joda no hiakatra; indro, efa nanolotra ny tany ho eo an-tanany Aho.
malagasy
Dia hoy Jehovah: Joda no hiakatra; indro, efa nanolotra ny tany ho eo an-tànany Aho.