Judges 1:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa niakatra koa ny taranak’i Josefa mba hamely an’i Betela; ary NY TOMPO nomba azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niakatra namely an’i Betela koa ny fianakavian’i Josefa ary nomba azy ireo i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny taranak’i Efraîma sy i Manase zanakalahin’i Jôsefa kosa dia niakatra nanafika an’i Betela ary nombàn’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary ny taranak'i Josefa dia niakatra koa hamely an'i Betela; ary Jehovah nomba azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa niakatra koa ny taranak’i Josefa mba hamely an’i Betela; ary NY TOMPO nomba azy.
malagasy
Ary ny taranak'i Josefa dia niakatra koa hamely an'i Betela; ary Jehovah nomba azy.