Judges 1:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naniraka olona hisafo tany an’i Betela ny taranak’i Josefa. Lozy ny anaran’ny tanàna taloha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naniraka hisafo an’i Betela, tanàna nantsoina fahiny hoe Lozy, ny fianakavian’i Josefa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandefa iraka izy aloha mba hijery ny tanàna, izay nantsoina hoe Lozy tamin’izany fotoana izany.
Malagasy Bible 1865
Dia naniraka hisafo an'i Betela ny taranak'i Josefa (Lozy no anaran'ny tanàna taloha);
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naniraka olona hisafo tany an’i Betela ny taranak’i Josefa. Lozy ny anaran’ny tanàna taloha.
malagasy
Dia naniraka hisafo an'i Betela ny taranak'i Josefa (Lozy no anaran'ny tanàna taloha);