Judges 1:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izay dia nahita lehilahy iray nivoaka avy tao an-tanàna ireo mpisafo tany ka nilaza taminy hoe: Mba atoroy kely anay ny fidirana mankao an-tanàna dia hamindra fo aminao izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitan’ny mpiambina ity lehilahy anankiray nivoaka avy tao an-tanàna, ka hoy izy taminy: «Atoroy anay izay azo idirana any an-tanàna fa hamindrànay fo ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nahita lehilahy iray nivoaka avy tao an-tanàna ireto iraka, ka niteny taminy hoe: –Atoroy anay ny fomba hidiranay ao an-tanàna, dia hamindra fo aminao izahay.
Malagasy Bible 1865
ary nahita lehilahy anankiray nivoaka avy tao an-tanàna ny mpisafo ka nanao taminy hoe: Mba atoroy kely anay ny fidirana mankao an-tanàna, dia hamindra fo aminao izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izay dia nahita lehilahy iray nivoaka avy tao an-tanàna ireo mpisafo tany ka nilaza taminy hoe: Mba atoroy kely anay ny fidirana mankao an-tanàna dia hamindra fo aminao izahay.
malagasy
ary nahita lehilahy anankiray nivoaka avy tao an-tanàna ny mpisafo ka nanao taminy hoe: Mba atoroy kely anay ny fidirana mankao an-tanàna, dia hamindra fo aminao izahay.