Judges 1:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia natoron-dRalehilahy azy ny fidirana mankao an-tanàna ka nasian’ireo tamin’ny lelan-tsabatra ny tanàna; fa Ralehilahy sy ny ankohonany rehetra dia navelany handeha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia natorony azy ireo izay ho azony hidirana any an-tanàna, ka nasian’izy ireo tamin’ny lelan-tsabatra ny tanàna, fa ralehilahy sy ny mpianakaviny rehetra no nalefany handeha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia natoron-dralehilahy azy ny fomba hidirany ao an-tanàna. Koa naringan’ireo tamin’ny sabatra ny mponina tao an-tanàna, fa ilay lehilahy sy ny fianakaviany manontolo kosa navelany handeha.
Malagasy Bible 1865
Dia natoron-dralehilahy azy ny fidirana mankao an-tanàna, ka dia nasiany tamin'ny lelan-tsabatra ny tanàna; fa ralehilahy sy ny mpianakaviny rehetra dia navelany handeha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia natoron-dRalehilahy azy ny fidirana mankao an-tanàna ka nasian’ireo tamin’ny lelan-tsabatra ny tanàna; fa Ralehilahy sy ny ankohonany rehetra dia navelany handeha.
malagasy
Dia natoron-dralehilahy azy ny fidirana mankao an-tanàna, ka dia nasiany tamin'ny lelan-tsabatra ny tanàna; fa ralehilahy sy ny mpianakaviny rehetra dia navelany handeha.