Judges 1:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandeha ho any amin’ny tanin’ny Hetita Ralehilahy ka nanorina tanàna ary ny anarany nataony hoe Lozy; mbola izany ihany no anarany mandraka androany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Any amin’ny tanin’ny Heteanina no nalehan-dralehilahy, dia nanorina tanàna izy, nomeny anarana hoe Lozy, mbola anarany mandraka androany izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nankany amin’ny tanin’ny Hetita ralehilahy ka nanorina tanàna anankiray nantsoiny hoe Lozy; ka mbola izany ihany no anarana entiny mandraka androany.
Malagasy Bible 1865
Ary nandeha ho any amin'ny tanin'ny Hetita ralehilahy, ka nanorina tanàna izy, ary ny anarany dia nataony hoe Lozy, ary mbola izany ihany no anarany mandraka androany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandeha ho any amin’ny tanin’ny Hetita Ralehilahy ka nanorina tanàna ary ny anarany nataony hoe Lozy; mbola izany ihany no anarany mandraka androany.
malagasy
Ary nandeha ho any amin'ny tanin'ny Hetita ralehilahy, ka nanorina tanàna izy, ary ny anarany dia nataony hoe Lozy, ary mbola izany ihany no anarany mandraka androany.