Judges 1:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Manase dia tsy nahazo an’i Bety-Sana sy ireo vohitra miankina aminy na i Tanàka sy ireo vohitra miankina aminy, sady tsy naharoaka ny mponina tany Dora sy ireo vohitra miankina aminy, na ny mponina tany Ibleama sy ireo vohitra miankina aminy na ny mponina tany Megido sy ireo vohitra miankina aminy; nikiry hitoetra tamin’ny tany ny Kananita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Manase tsy nandroaka ny mponina tao Betsàna sy ny tanàna momba azy, na ny tao Tanàka sy ny tanàna momba azy, na ny mponina tao Dôra sy ny tanàna momba azy, na ny mponina tao Jeblaamà sy ny tanàna momba azy, ka nahazo toky hipetraka amin’izany tany izany ny Kananeanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny taranak’i Manase dia tsy naharoaka ny mponina tao Bety-Seàna sy Tahenàka na ny tao Dôra sy Jiblehama ary Megidao na tamin’ireo tanàna madinika samy miankina aminy avy; koa nanohy nipetraka tamin’izany faritany izany hatrany ny Kanahanita.
Malagasy Bible 1865
Ary Manase tsy nahafaka an'i Beti-sana sy ny zana-bohiny, na Tanaka sy ny zana-bohiny, sady tsy naharoaka ny mponina tany Dora sy ny zana-bohiny, na ny mponina tany Ibleama sy ny zana-bohiny, na ny mponina tany Megido sy ny zana-bohiny, satria tian'ny Kananita hitoerana indrindra izany tany izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Manase dia tsy nahazo an’i Bety-Sana sy ireo vohitra miankina aminy na i Tanàka sy ireo vohitra miankina aminy, sady tsy naharoaka ny mponina tany Dora sy ireo vohitra miankina aminy, na ny mponina tany Ibleama sy ireo vohitra miankina aminy na ny mponina tany Megido sy ireo vohitra miankina aminy; nikiry hitoetra tamin’ny tany ny Kananita.
malagasy