Judges 1:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa rehefa niha nahery kosa ny Israely dia nampanaoviny fanompoana ny Kananita fa tsy noroahiny tanteraka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa nihanahery i Israely, dia nampandoaviny hetra ny Kananeanina, nefa tsy noroahiny izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary na dia efa natanjaka aza i Israely tatỳ aoriana, dia tsy naharoaka azy ireo mihitsy fa nampanompo azy fotsiny.
Malagasy Bible 1865
Fa rehefa nihahery kosa ny Isiraely, dia nampanaoviny fanompoana ny Kananita. fa tsy nandroaka azy rehetra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa rehefa niha nahery kosa ny Israely dia nampanaoviny fanompoana ny Kananita fa tsy noroahiny tanteraka.
malagasy
Fa rehefa nihahery kosa ny Isiraely, dia nampanaoviny fanompoana ny Kananita. fa tsy nandroaka azy rehetra izy.