Judges 1:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Efraima dia tsy nandroaka ny Kananita izay nonina tany Gezera fa nonina teo anivony tany Gezera ny Kananita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Efraima tsy nandroaka ny Kananeanina nonina tao Gareza, ka nonina teo amin’i Efraima tao Gareza ny Kananeanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny taranak’i Efraîma ihany koa dia tsy naharoaka ny Kanahanita izay nonina tao Gezera; ka nipetraka teo anivon’ny Efraîmita ireo Kanahanita tao Gezera.
Malagasy Bible 1865
Ary Efraima tsy nandroaka ny Kananita. izay nonina tany Gazera; fa nonina teo aminy tany Gazera ny Kananita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Efraima dia tsy nandroaka ny Kananita izay nonina tany Gezera fa nonina teo anivony tany Gezera ny Kananita.
malagasy
Ary Efraima tsy nandroaka ny Kananita. izay nonina tany Gazera; fa nonina teo aminy tany Gazera ny Kananita.