Judges 1:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nonina teo anivon’ny Kananita tompon-tany ny taranak’i Asera fa tsy nandroaka azy izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nonina teo amin’ny Kananeanina tompon-tany ny taranak’i Asera, satria tsy nandroaka azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nipetraka teo anivon’ny Kanahanita izay nonina teo amin’ny tany ireo Aserita satria tsy naharoaka azy.
Malagasy Bible 1865
fa nonina teo amin'ny Kananita tompon-tany ny taranak'i Asera, fa tsy nandroaka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nonina teo anivon’ny Kananita tompon-tany ny taranak’i Asera fa tsy nandroaka azy izy ireo.
malagasy
fa nonina teo amin'ny Kananita tompon-tany ny taranak'i Asera, fa tsy nandroaka azy.