Judges 1:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Naftaly dia tsy nandroaka ny mponina tany Bety-Semesy na ny mponina tany Bety-Anata, fa nonina teo anivon’ny Kananita tompon-tany izy, ary nampanaoviny fanompoana ny mponina tany Bety-Semesy sy Bety-Anata.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Neftalì tsy nandroaka ny mponina tao Bety-Samesy na ny mponina tao Bety-Anata, ka nonina teo amin’ny Kananeanina tompon-tany izy, nefa nandoa hetra tamin’ny mponina tao Bety-Samesy sy Bety-Anata.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny taranak’i Naftalỳ dia tsy naharoaka ny mponina tao Bety-Semesy sy Bety-Hanata; ka nonina teo anivon’ny Kanahanita izay nipetraka tao ireo Naftalita saingy nampanompo azy.
Malagasy Bible 1865
Naftaly tsy nandroaka ny mponina tany Beti-semesy, na ny mponina tany Bet-anata; fa nonina teo amin'ny Kananita tompon-tany izy, kanefa nampanaoviny fanompoana ny mponina tany Beti-semesy sy Bet-anata.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Naftaly dia tsy nandroaka ny mponina tany Bety-Semesy na ny mponina tany Bety-Anata, fa nonina teo anivon’ny Kananita tompon-tany izy, ary nampanaoviny fanompoana ny mponina tany Bety-Semesy sy Bety-Anata.
malagasy