Judges 1:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny Amorita dia nanesika ny taranak’i Dana ho any amin’ny havoana fa tsy namela azy hidina ho any amin’ny tany lemaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nasesiky ny Amôreana ho any amin’ny tendrombohitra ny taranak’i Dana, fa tsy navelany hidina ho amin’ny tany lemaka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Amôrita kosa dia naharesy tosika ny taranak’i Dana teny amin’ny faritany be tendrombohitra ka tsy namela azy hidina teny amin’ny tany lemaka.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Amorita nanesika ny taranak'i Dana ho any amin'ny tany havoana, fa tsy namela azy hidina ho any amin'ny tany lemaka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny Amorita dia nanesika ny taranak’i Dana ho any amin’ny havoana fa tsy namela azy hidina ho any amin’ny tany lemaka.
malagasy
Ary ny Amorita nanesika ny taranak'i Dana ho any amin'ny tany havoana, fa tsy namela azy hidina ho any amin'ny tany lemaka,