Judges 1:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny faritanin’ny Amorita dia hatrany amin’ny fiakaran’i Akrabima ka hatrany amin’ilay harambato no ho mankany amboniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny faritanin’ny Amôreana, dia hatramin’ny fiakarana Akrabima sy Selà no ho miakatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny faritanin’ny Edômita kosa miainga eo amin’ny fiakarana Hakrabima, dia eo amin’ny harambato no ho miakatra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fari-tanin'ny Amorita dia hatramin'ny fiakarana Akrabima ka hatramin'ilay harambato no ho mankany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny faritanin’ny Amorita dia hatrany amin’ny fiakaran’i Akrabima ka hatrany amin’ilay harambato no ho mankany amboniny.
malagasy
Ary ny fari-tanin'ny Amorita dia hatramin'ny fiakarana Akrabima ka hatramin'ilay harambato no ho mankany.