Judges 1:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niakatra i Joda, ary natolotry NY TOMPO teo an-tanany ny Kananita sy ny Perizita ka nahafaty iray alin-dahy tany Bezeka izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niakatra i Jodà ary natolotr’i Iaveh teo an-tanany ny Kananeanina sy ny Ferezeanina. Lehilahy iray alina no resiny tao Bezeka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka niara-nanafika izy roa tonta. Dia natolotry ny TOMPO azy ny Kanahanita sy ny Perizita, ka nahafatesany vatan-dehilahy andiany folo tao Bezèka.
Malagasy Bible 1865
Dia niakatra Joda, ary natolotr'i Jehovah teo an-tànany ny Kananita sy ny Perizita, ka nahafaty iray alin-dahy tany Bezeka izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niakatra i Joda, ary natolotry NY TOMPO teo an-tanany ny Kananita sy ny Perizita ka nahafaty iray alin-dahy tany Bezeka izy.
malagasy
Dia niakatra Joda, ary natolotr'i Jehovah teo an-tànany ny Kananita sy ny Perizita, ka nahafaty iray alin-dahy tany Bezeka izy.