Judges 1:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nahita an’i Adonỳ-Bezeka tany Bezeka izy dia niady taminy ka nandresy ny Kananita sy ny Perizita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitany tao Bezeka i Adôni-Bezeka, ka nasiany, dia resiny ny Kananeanina sy ny Ferezeanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitany tao Bezèka ny mpanjaka Adônỳ-Bezèka ka notafihiny, ary resiny ny Kanahanita sy ny Perizita.
Malagasy Bible 1865
Ary nahita an'i Adoni-bezeka tany Bezeka izy, dia niady taminy ka naharesy ny Kananita sy ny Perizita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nahita an’i Adonỳ-Bezeka tany Bezeka izy dia niady taminy ka nandresy ny Kananita sy ny Perizita.
malagasy
Ary nahita an'i Adoni-bezeka tany Bezeka izy, dia niady taminy ka naharesy ny Kananita sy ny Perizita.