Judges 1:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa nandositra i Adonỳ-Bezeka ka nanenjika azy izy ireo ary nisambotra azy dia nanapaka ny ankihiben-tanany sy ny ankihiben-tongony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandositra i Adôny-Bezeka fa nenjehin’izy ireo, koa nony azony, notapahiny ny ankiben-tanany aman-tongony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vaky nandositra i Adônỳ-Bezèka saingy nenjehin’ireo ka tratrany, dia notapahiny ny ankiben-tanany sy ny ankiben-tongony.
Malagasy Bible 1865
Nefa nandositra Adoni-bezeka;ary nanenjika azy izy ireto ka nisambotra azy, dia nanapaka ny ankihiben-tànany sy ny ankihiben-tongony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa nandositra i Adonỳ-Bezeka ka nanenjika azy izy ireo ary nisambotra azy dia nanapaka ny ankihiben-tanany sy ny ankihiben-tongony.
malagasy
Nefa nandositra Adoni-bezeka;ary nanenjika azy izy ireto ka nisambotra azy, dia nanapaka ny ankihiben-tànany sy ny ankihiben-tongony.