Judges 1:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanafika an’i Jerosalema ny taranak’i Joda ka nahazo azy dia namely azy tamin’ny lelan-tsabatra sy nandoro ny tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namely an’i Jerosalema ny taranak’i Jodà dia afany, ary nodorany tamin’ny afo ny tanàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanafika an’i Jerosalema ny vatan-dehilahin’i Joda ka nahazo azy; ary novonoiny tamin’ny sabatra ny mponina sady nodorany ny tanàna.
Malagasy Bible 1865
Ary namely an'i Jerosalema ny taranak'i Joda, ka nahafaka azy, dia namely azy tamin'ny lelan-tsabatra ka nandoro ny tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanafika an’i Jerosalema ny taranak’i Joda ka nahazo azy dia namely azy tamin’ny lelan-tsabatra sy nandoro ny tanàna.
malagasy
Ary namely an'i Jerosalema ny taranak'i Joda, ka nahafaka azy, dia namely azy tamin'ny lelan-tsabatra ka nandoro ny tanàna.