Judges 10:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitaraina tamin’NY TOMPO ny Zanak’Israely hoe: Efa nanota Taminao izahay, satria nahafoy an’Andriamanitray ka nanompo ireo Baala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa dia velon-taraina tamin’i Iaveh ny zanak’i Israely, nanao hoe: «Nanota taminao izahay, fa nahafoy ny Andriamanitray, ka nanompo ny Baala».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany dia niantso vonjy tamin’ny TOMPO izy ka nanao hoe: –Nanota taminao izahay, satria nandao Anao Andriamanitray ka nanompo ny Bahala andriamani-tsiizy.
Malagasy Bible 1865
Dia nitaraina tamin'i Jehovah ny Zanak'Isiraely ka nanao hoe: Efa nanota taminao izahay, satria efa nahafoy an'Andriamanitray ka nanompo ireo Bala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitaraina tamin’NY TOMPO ny Zanak’Israely hoe: Efa nanota Taminao izahay, satria nahafoy an’Andriamanitray ka nanompo ireo Baala.
malagasy
Dia nitaraina tamin'i Jehovah ny Zanak'Isiraely ka nanao hoe: Efa nanota taminao izahay, satria efa nahafoy an'Andriamanitray ka nanompo ireo Bala.