Judges 10:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy NY TOMPO tamin’ny Zanak’Israely: Moa tsy nampahory anareo va ny Ejiptiana, ny Amorita, ny Amonita, ny Filistina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Iaveh tamin’ny zanak’i Israely: «Moa tsy efa nanafaka anareo va Aho, tamin’ny Ejiptianina sy ny Amôreana ary ny taranak’i Amôna, mbamin’ny Filistinina?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny TOMPO tamin’ny Israelita: –Raha nampahory anareo ny Ejiptianina sy ny Amôrita na ny Hamônita sy ny Filistinina
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamin'ny Zanak'Isiraely: Moa tsy efa namonjy anareo tamin'ny tanan'ny Egyptiana sy ny Amorita sy ny taranak'i Amona ary ny Filistina va Aho?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy NY TOMPO tamin’ny Zanak’Israely: Moa tsy nampahory anareo va ny Ejiptiana, ny Amorita, ny Amonita, ny Filistina,
malagasy
Ary hoy Jehovah tamin'ny Zanak'Isiraely: Moa tsy efa namonjy anareo tamin'ny tanan'ny Egyptiana sy ny Amorita sy ny taranak'i Amona ary ny Filistina va Aho?