Judges 10:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny Sidoniana, ny Amalekita ary ny Maonita ka nitaraina Tamiko ianareo dia novonjeko tamin’ny tanany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha nampahorin’ny Sidonianina sy i Amaleka ary i Madiàna koa ianareo, ka nitaraina tamiko, moa tsy efa namonjy anareo tamin’ny tanany va Aho?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na ny Tsidônianina sy ny Hamalekita ary ny Midianita ka niantso vonjy tamiko ianareo, moa tsy namonjy anareo ho afaka teo an-tanan’ireny va Aho?
Malagasy Bible 1865
Ary nampahory anareo koa ny Sidoniana sy ny Amalekita ary ny Maonita, ka nitaraina tamiko ianareo, dia novonjeko tamin'ny tànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny Sidoniana, ny Amalekita ary ny Maonita ka nitaraina Tamiko ianareo dia novonjeko tamin’ny tanany?
malagasy
Ary nampahory anareo koa ny Sidoniana sy ny Amalekita ary ny Maonita, ka nitaraina tamiko ianareo, dia novonjeko tamin'ny tànany.