Judges 10:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa nahafoy Ahy ianareo ka nanompo andriamanitra hafa. Koa izany no tsy hamonjeko anareo intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa ianareo kosa dia nandao Ahy ary nanompo andriamani-kafa, koa tsy hamonjy anareo intsony Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy ianareo dia nandao Ahy ka nanompo ireo andriamani-kafa. Noho izany dia tsy hamonjy anareo intsony Aho.
Malagasy Bible 1865
Nefa ianareo nahafoy Ahy ka nanompo andriamani-kafa; koa izany kosa no tsy hamonjeko anareo intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa nahafoy Ahy ianareo ka nanompo andriamanitra hafa. Koa izany no tsy hamonjeko anareo intsony.
malagasy
Nefa ianareo nahafoy Ahy ka nanompo andriamani-kafa; koa izany kosa no tsy hamonjeko anareo intsony.