Judges 10:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandehana mitaraina amin’ireo andriamanitra izay nofidinareo! Aoka ireo no hamonjy anareo amin’ny andron’ny fahorianareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa mandehana mitaraina amin’ireo andriamanitra efa nofidinareo, ireo no hamonjy anareo amin’ny andron’ny fahoriana».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andeha antsoy ireo andriamani-tsiizy efa nofidinareo. Aoka ireo no hamonjy anareo amin’ny androm-pahorianareo!
Malagasy Bible 1865
Mandehana, ka mitaraina amin'ireo andriamanitra efa nofidinareo; aoka ireo no hamonjy anareo amin'ny andron'ny fahantranareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandehana mitaraina amin’ireo andriamanitra izay nofidinareo! Aoka ireo no hamonjy anareo amin’ny andron’ny fahorianareo!
malagasy
Mandehana, ka mitaraina amin'ireo andriamanitra efa nofidinareo; aoka ireo no hamonjy anareo amin'ny andron'ny fahantranareo.