Judges 10:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanary ireo andriamanitra hafa tao aminy izy ka nanompo NY TOMPO; tsy nahazaka nijery ny fijalian’ny Israely intsony NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sady nariany tokoa ny andriamani-kafa teo aminy, dia nanompo an’i Iaveh izy ireo; koa ny fanahiny tsy nahajery fotsiny intsony ny fahorian’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia narian’ny Israelita tsy ho eo anivon’izy ireo ny andriamani-kafa, ka notompoiny indray ny TOMPO Izay tsy nahazaka hijery ny fijalian’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Dia nanary ireo andriamani-kafa tao aminy izy ka nanompo an'i Jehovah; dia tsy nahatsindry ny fanahiny intsony Jehovah noho ny fahantran'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanary ireo andriamanitra hafa tao aminy izy ka nanompo NY TOMPO; tsy nahazaka nijery ny fijalian’ny Israely intsony NY TOMPO.
malagasy
Dia nanary ireo andriamani-kafa tao aminy izy ka nanompo an'i Jehovah; dia tsy nahatsindry ny fanahiny intsony Jehovah noho ny fahantran'ny Isiraely.