Judges 10:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nivory ny Amonita ka nitoby tany Gileada. Nivory kosa ny Zanak’Israely ka nitoby tany Mizpa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nivory ny taranak’i Amôna sy nitoby tao Balaada, ary ny zanak’i Israely kosa niangona nitoby tany Masfà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nifanangona ny Hamônita ka nitoby tao amin’ny faritanin’i Gilehada; dia nifamory koa ny Israelita ka nitoby tao Mitsepà.
Malagasy Bible 1865
Dia nivory ny taranak'i Amona ka nitoby tany Gileada. Ary nivory kosa ny Zanak'Isiraely ka nitoby tany Mizpa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nivory ny Amonita ka nitoby tany Gileada. Nivory kosa ny Zanak’Israely ka nitoby tany Mizpa.
malagasy
[Ny tantaran'i Jefta, sy ny nandreseny ny Amonita] Dia nivory ny taranak'i Amona ka nitoby tany Gileada. Ary nivory kosa ny Zanak'Isiraely ka nitoby tany Mizpa.Dia nifampiera ny olona, dia ireo andrianan'i Gileada, hoe: Iza no lehilahy handeha voalohany hiady amin'ny taranak'i Amona? dia ho lohany amin'ny mponina rehetra any Gileada izy.