Judges 10:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitsara ny Israely nandritra ny telo amby roapolo taona izy dia maty ka nalevina tao Samira.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Telo amby roapolo taona no naha-mpitsara azy tamin’i Israely; dia maty izy, ka nalevina tao Samira.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitondra ny Israelita nandritra ny 23 taona i Tôlà; avy eo dia maty izy, ka nalevina tao Samira.
Malagasy Bible 1865
Ary nitsara ny Isiraely telo amby roa-polo taona izy, dia maty ka nalevina tao Samira.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitsara ny Israely nandritra ny telo amby roapolo taona izy dia maty ka nalevina tao Samira.
malagasy
Ary nitsara ny Isiraely telo amby roa-polo taona izy, dia maty ka nalevina tao Samira.