Judges 10:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitsangana nandimby azy i Jaira gileadita ka nitsara ny Israely nandritra ny roa amby roapolo taona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitsangana nanaraka azy i Jaira any Galaada izay nitsara an’i Israely nandritra ny roa amby roapolo taona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jaîro avy any Gilehada no nandimby azy ka nitondra ny Israelita nandritra ny 22 taona.
Malagasy Bible 1865
Ary nitsangana nandimby azy Jaïra Gileadita ka nitsara ny Isiraely roa amby roa-polo taona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitsangana nandimby azy i Jaira gileadita ka nitsara ny Israely nandritra ny roa amby roapolo taona.
malagasy
Ary nitsangana nandimby azy Jaïra Gileadita ka nitsara ny Isiraely roa amby roa-polo taona.