Judges 10:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’NY TOMPO ka nivarotra azy ho eo an-tanan’ny Filistina sy ho eo an-tanan’ny Amonita Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nirehitra tamin’i Israely ny fahatezeran’i Iaveh ka namidiny ho eo an-tanan’ny Filistinina izy, sy ho eo an-tanan’ny taranak’i Amôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nirehi-pahatezerana tamin’ny Israelita ny TOMPO ka nanolotra azy teo an-tanan’ny Filistinina sy ny Hamônita.
Malagasy Bible 1865
Dia nirehitra tamin'ny Isiraely ny fahatezeran'i Jehovah, ka nivarotra azy ho eo an-tànan'ny Filistina sy ho eo an-tànan'ny taranak'i Amona Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’NY TOMPO ka nivarotra azy ho eo an-tanan’ny Filistina sy ho eo an-tanan’ny Amonita Izy.
malagasy
Dia nirehitra tamin'ny Isiraely ny fahatezeran'i Jehovah, ka nivarotra azy ho eo an-tànan'ny Filistina sy ho eo an-tànan'ny taranak'i Amona Izy.