Judges 10:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nita ny Jordana ny Amonita mba hiady amin’i Joda sy i Benjamina koa ary ny taranak’i Efraima ka tra-pahoriana mafy ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny taranak’i Amôna nita an’i Jordany hamely an’i Jodà sy i Benjamina mbamin’ny taranak’i Efraima ka dia tra-pahoriana mafy i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niampita ny ony Jôrdàna mihitsy aza ny Hamônita mba hiady amin’ny fokon’i Joda sy i Benjamîna ary i Efraîma; ka nijaly mafy ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary nita an'i Jordana ny taranak'i Amona mba hiady koa amin'ny Joda sy ny Benjamina ary ny taranak'i Efraima; ka dia nahantra indrindra ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nita ny Jordana ny Amonita mba hiady amin’i Joda sy i Benjamina koa ary ny taranak’i Efraima ka tra-pahoriana mafy ny Israely.
malagasy
Ary nita an'i Jordana ny taranak'i Amona mba hiady koa amin'ny Joda sy ny Benjamina ary ny taranak'i Efraima; ka dia nahantra indrindra ny Isiraely.