Judges 11:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Jefta gileadita dia lehilahy mahery; zanaky ny vehivavy janga izy, ary i Gileada no rainy niteraka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jefte ilay Galaadita, dia lehilahy mpiady mahery. Zanaky ny vehivavy janga anankiray izy; ary i Galaada anefa no ray niteraka an’i Jefte.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tany Gilehada, dia nisy miaramila mahery fo nantsoina hoe Jiftà, zanakalahin’ny vehivavy janga sy ny lehilahy atao hoe Gilehada.
Malagasy Bible 1865
Ary Jefta Gileadita dia lehilahy mahery sy zanaky ny vehivavy janga; ary Gileada no rainy niteraka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Jefta gileadita dia lehilahy mahery; zanaky ny vehivavy janga izy, ary i Gileada no rainy niteraka azy.
malagasy
Ary Jefta Gileadita dia lehilahy mahery sy zanaky ny vehivavy janga; ary Gileada no rainy niteraka azy.