Judges 11:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ireo loholon’i Gileada tamin’i Jefta: NY TOMPO no ho vavolombelona amintsika raha tsy manatanteraka araka izany teninao izany izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny loholon’i Galaada tamin’i Jefte: «Aoka i Iaveh no ho vavolombelona amintsika; fa hotanterahinay tokoa izany voalazanao izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny valin-tenin’ny loholon’i Gilehada hoe: –Ny TOMPO no ho vavolombelona amintsika fa araka izay efa nambaranao no hataonay!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny loholon'i Gileada tamin'i Jefta: Jehovah no ho vavolombelona amintsika, raha tsy hataonay araka izany teninao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ireo loholon’i Gileada tamin’i Jefta: NY TOMPO no ho vavolombelona amintsika raha tsy manatanteraka araka izany teninao izany izahay.
malagasy
Dia hoy ny loholon'i Gileada tamin'i Jefta: Jehovah no ho vavolombelona amintsika, raha tsy hataonay araka izany teninao izany.